Gpedia:Fandraisana
Sauter à la navigationSauter à la recherche
Tonga soa eto amin’i Gpedia
nyraki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
lahatsoratra93 535 amin’ny teny malagasy

Nuvola filesystems services.svgTakelak’ity volana ity

天天色影视综合网全文免费阅读 天天色影视综合网 E道阅读网,欧美老妇怡视频全文免费阅读 欧美老妇怡视频 E道阅读网
Fiteny malagasy

Nyfitenymalagasydiatenim-pirenen'ny Repoblikan'i Madagasikara. Ny teny malagasy dia ao amin'ny fianankavian-tenin'ny teny barito (ao amin'ny teny aostronezianina). Any Banjarmasin, nosin'i Kalimantan(Indonezia) no foiben'ny fiteny barito. Ny teny akaikikaikin'ny teny malagasy ankehitriny dia ny fiteny maaniany. Misy koa ny fiteny samihima sy ny fiteny dosona deiaha sns. Ny fiteny malay izao no teny miasa eo amin'io nosy io. Araka ny antontanisan'ny Akademia malagasy dia ny 83,61% dia tsy miteny afatsy ny teny malagasy.

Ny endriky ny teny malagasy dia tsy tahaka ireo fiteny ao Afrika satria io fiteny io dia ao amin'ny vondrona malaiô-pôlineziana, sampan'ny vondrona aostrôneziana. Ny fiavian'ny teny malagasy dia fantatr'ireo mpandini-piteny hatry ny taonjato faha-19. Ny teny malagasy dia mitovy vondrom-piteny amin'ny fiteny baritô avy amin'ny faritany atsimo atsinanan'ny Nosy Bôrneô. Betsaka ny fitovizan'ny teny malagasy amin'ny fiteny ma'aniany, fiteny tenenina eo amin'ny faritry ny renirano Baritô, ao atsimon'i Bôrneô. Lazaina fa mponina aotrôneziana avy amin'ny tamba-nosy maley nandalo tany Bôrneô no nipetraka teto Madagasikara, na dia tsy fantatra aza ny anton'io fifindrana io. Taonjato maro taty aoriana, nifangaro tamin'ny Arabo sy ny Masombika (Afrikana avy amin'ny tontolo soahily) ny mponina aostrôneziana. (tohiny...)


Artículo bueno.svg Lahatsoratra tsara vakiana

New Moon at sunset.jpg

Nyfanandroana malagasy dia endriky ny fanandroana ataon'ny mpanandro malagasy izay andinihany sy ampiharany ny fifandraisan'ny fotoana ahaterahan'ny olona iray na ny fotoana ahatanterahan'ny zavatra iray andaniny, amin'ny toerana sy ny toetran'ireo zavatra eny amin'ny lanitra, indrindra ny Volana, ankilany, araka ny tetiandro nentin-drazana malagasy sy ny fifandraisan'izany amin'ny ho toetr'ilay olona teraka na ilay zavatra miseho na tiana hotanteraka. Izany fifandraisana izany no atao hoe vintana. Ambaran'ny mpanandro malagasy fa mamaritra ny toetra sy ny hoavin'ny olona ateraka na ny zavatra tanterahina tandrify azy ny vintana nefa azo ovana izany amin'ny alalan'ny fanalana vintana na fanalana faditra raha ratsy ka atahorana hitera-doza io vintan-dratsy io. Tsy ny vintana mifandray amin'ny Volana sy ny kintana ihany anefa no voakasiky ny fanandroana malagasy fa ny vanim-potoana rehetra hatramin'ny andro ao amin'ny herinandro sy ny fizaràn'ny andro, ka hatramin'ny fizaran-taona sy ny taona koa. Manampy izany ny lafintany (atsimo, avaratra, atsinanana sns) sy ny zavatra hafa toy ny tany, ny rivotra, ny afo ary ny rano sns. Tsy ny volana sy ny andro ihany no manan-danja eo amin'ny fanandroana malagasy fa ny fizarazaran'ny andro koa, toy ny maraina sy ny tolakandro, ny andro sy ny alina, ny miposaka masoandro sy ny mitatao vovonana sy ny milentika masoandro sns. Noho izany dia tsy ny fotoana ihany no sahanin'ny fanandroana malagasy fa ny erana na ny habaka koa.

Fanao andavanandro teto Madagasikara ny fankanesana any amin'ny mpanandro teo amin'ireo andriana tamin'ny taonjato faha-18 sy faha-19. Tao Imerina teo antenantenan'ny taonjato faha-19 dia nahay nanandro ny iray ampahatelon'ny olona.

Araka ny finoan-drazana malagasy dia lova avy amin'ny ray aman-dreny na talenta avy amin'ny Zanahary ny fanandroana. Ilain'ny Nataolo malagasy ny manontany mpanandro alohan'ny hiterahana, hanamboarana trano na fasana, hanaovana hasoavana na fanambadiana, hisantatra na hitokana zavatra, handevina sns. (tohiny...)

Emblem-pictures.svg Sarin’ny anio

Brillenkaiman Caiman yacare.jpg


Crystal 128 knode.png Ny vaovao

Mitranga amin'izao fotoana izao :Ny valanaretin'ny coronavirus eto Madagasikara ary eran'izao tontolo izao, Brexit[ovaina]


Gnome globe current event.svg Efemerida

1 Janoary

  • Taom-baovao ofisialy amin'ny firenena maro izay mampiasa ny kalandrie gregôrianina na kalandrie jiolianina
  • Fankalazana ny fahaleovantena any Haiti (1804) ary any Boroney(1984)
  • 1983 – Fanovana ny protokoly fifandraisana amin'ny tambajotran'i ARPANEThoTCP/IP izay fotoana nihatombohan'ny Aterineto araky ny fahafantarantsika ankehitriny.

Pejy rehetra 

Sokajy 

Tetikasa wiki 

Nuvola apps localeSLO.png 

Nuvola apps kdmconfig.png 

Nuvola apps kcoloredit.png 

Filozofia 

Matematika 

Kolontsaina malagasy 

Ekolojia 

Teknolojia 

Simia 



The article is a derivative under theCreative Commons Attribution-ShareAlike License.A link to the original article can be found here and attribution partieshere.By using this site, you agree to the Terms of Use.Gpedia Ⓡ is a registered trademark of the Cyberajah Pty Ltd.